Antom-pisiako

ADRHIM x Lil'C

Antom-pisiako


Couplet Adrhim


vao nahare ny fisinao ah dia efa tapakevitra ny hiova
satria tojo anilay pandova
aimbaovao ho ahy
hazavana
Niova hazavana ny isanandro
niovaova tena oa le adala
satria n tanjoko isanandro ny ahasoa anao hatrany
satria n tanjoko isanandro ny ahasoa anao hatrany
Yaya ya
refrain :
Antom-pisiako
Antom-pivelomako mandrakariva
Masoandro ho ahy
Ilay menaky ny aina


Couplet Lil’ C


Tsy ampy ny foko
Fa izao feno indray
Sombim-piainako ianao
Adim-piainako ianao
Izao ve izany
Ny hoe tena Fitia
Izao tontolo izao
Tiako hatolotra anao
Yaya ya


refrain :
Antom-pisiako
Antom-pivelomako mandrakariva
Masoandro ho ahy
Ilay menaky ny aina


·