Anokano Fotoana i Jehovah

Tvbroadcasting

Anokano Fotoana i Jehovah


1.Ny atao be loatra,


Toa tsy mba afa-manoatra.


Manenjika ora eny foana, ny hery efa kely.


Ny ara-panahy anefa tsy azo avela, ka…


(FIVERENANA)


Jehovah aza atakalo,


Anokano fotoana.


Aza avela hisy andro ’ray hoe mandalo,


Jehovah ataovy eo foana.


2.Raha ny fitia


Tsy mandeha ila izany,


Fa mifampizara n’mangidy sy mamy.


Izay no ilaina mba tsy ho lefy


Ny hiafarany.


(FIVERENANA)


Jehovah aza atakalo,


Anokano fotoana.


Aza avela hisy andro ’ray hoe mandalo,


Jehovah ataovy eo foana.


(TETEZANA)


Saintsaino


’Zay efa nanampiany anao.


Saintsaino


Ilay tontolo vaovao.


Mba saintsaino, asio fotoana!


Jehovah


Ataovy


Eo foana.


(FIVERENANA)


Jehovah aza atakalo,


Anokano fotoana.


Aza avela hisy andro ’ray hoe mandalo,


Jehovah ataovy eo foana.


Eo foana.Eo foana.Eo foana.Eo foana.
Eo foana.Eo foana.Eo foana.Eo foana.


(Martsa 2022)


·