Ankohonana tsara

Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala

Ankohonana tsara



  1. Lehibe Jesoa ‘zay nataonao tamiko
    Fa tianao mba ho ahy ny fiainan-danitra
    Nefa tiako koa raha ny ankohonako
    Hanana Anao ho ANDRIAMANITRA


Ref :
Mangetaheta Anao ry Jesoa tia
AMPIO FA MILA ANAO zahay ety
Iriako ho olona tsara, hamafazako
ilay Teny soa ty ankohonako



  1. Izahay ety, Jesoa dia maminao
    Ka tahio mba hahasahy hanolotra
    ilay fanahy sy fony ho tena babonao
    Ka tsy hanompo intsony an-tendro-molotra


Ref…


·