Ankoalabe

Ny Ainga

Ankoalabe


A gauche…! A droite…! Ankoalabe…!
‘Zahay nandeha tournée Tamatavy-Antalaha e !


Départ Kofito soirée 22 juin


Tantara tena nisy tsy koragna bandivandy e !


‘Lay aventures tamin’ilay sambo Ankoalabe
‘Zay tonga Tamatavy tsisy koa sambo assuré


Fanny , Jenna , Sabrina efa nandeha


Ny ho takatra andro ratsy no natahorandre


Ankoalabe sisa takatray take
Ankoalabe lakana mitomany sambo o !


La barre mi-coincée , BLU indraiky tsisy e !


Anao koa pressé , voyage-nao retardé


Ankoalabe Matelots biens formés
» Cap Est …! Au secours …! »
Voatery izahay nandeha tamin’ny sambo Ankoalabe


Nisedra raha maro tan-dranomasim-be


Na teo aza izany : ambiance koa tsara be


Jiaby tsy nanantena ‘ry sambo rendrika e !
Anao indray tsy homan-kany raha tsy isan-kalina e !


Nandalo Site Marie , Cap Masoala e !


25 juin nidôko Antantsokoalana e !


Ankoalabe niraikitraan-tora-pasika e !
Ankoalabe lakana mitomany sambo o !


La barre mi-coincée , moteur-nazy matimaty e !


Anaokoa passagers , mal de mer dangereux


Ankoalabe passagers non assurés
» A Kafo…! A Marcellin…! Apetaho la voile…


Efa ela nanompoako anao vazaha e !


‘Zaho ndraiky tsy mahefa e …! »
‘Zahay avy akeo tônga an’ivon-drano be


La barre mi-coincée , moteur ndraiky maty e !


Ny andro maizim-be , ny mpikomandy maro be


Ankoalabe midona amin’ny vato ressif e !
Ankoalabe lakana mitomany sambo o !


La barre mi-coincée , moteur-nazy matimaty e !


Jiro koa tsy mandeha , raha jiaby non complets


Ankoalabe passagers non assurés
Ankoalabe lakana mitomany sambo o !


La barre mi-coincée , moteur-nazy matimaty e !


Tafiotra , haizim-be , dobok’onja , oram-be


Ankoalabe dobo an-dranomasim-be…


·