ANKINIKO

RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY

ANKINIKO


1.Ankiniko Aminao Jehovah ny lalako
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban’ny fiainako
‘Zay miafina ao am-po sy fisainako


REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko


2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K’izay fitondrana indray no harahiko


REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko


A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO


·