Ankariko vady

SINKIH

Ankariko vady


Nomeko anao daolo ny fitiavako rehetra anh
Ireo tambitamby maro tsy nasiko fetra anh
Nolaliko taminao ny fotoanako rehetrarehetra
Sy ireo tambitamby maro tsy nasiko fetra


Ref: ka hoy ianao hoe (ndao)x3
Oento anaraka (anao)x2 zao
Za tsy mahafoy (anao)x2 zany tiakô
(Ka ankariko vady ehy ehy) x2
Ankariko vady ka ho mandramaty eh


Efa anataonany maro tsika no nifankatia
Omaly anio ary koa ho doria
Nataoko ho rehin’izao tontolo izao ilay fitia
Ka androany za hiteny aminao hoe
’’ veux-tu m’épouser cherie’’…


·