AN’IZA NY DERA
ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
AN’IZA NY DERA
An’iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An’iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy ho ahy tsy ho anao
Tsy ho antsika rehetra izao
Fa ho an’ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka ny zavaboary
Asandrato ny hosana
Ndao iara-ihira amin’ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin’ny mozika.
An’iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An’iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
An’iza ny saotra
Raha misy fandresena
An’iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: …