AN’IZA IANAO

Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)

AN’IZA IANAO


Raha misy manontany ianao an’iza ianao
Hoe iza ihany koa no Andriamanitra izay tompoinao
Mba efa nandray an’i Jeso tao am-po ve ianao
Anjakan’ny fanahy masina ve ny fiainanao


O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
Anao aho… (Anao manontolo aho)
Anao manontolo andriamanitra o !
Anao aho… (Mitoera ato am-poko ianao)
Mitoera ato am-poko ianao Jeso
Anao aho…
Fanahy masina o, tafiho aho


·