Anilanao
Faniry Raelison
Anilanao
N’aiza misy ahy ho tsaraoko foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina
Ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao tsy atakaloko
Satria lamba hirakofako
Ireo dina izay izay natao
No hajaiko No ho Ianao
Satria ianao no ilay nofinidy
Na amin’ny mamy na mangidy
Ireo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho noho Ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao anilako ao
Ireo dina……