Angamba hiova ho tsaratsara kokoa

Coco Tavaratra

Angamba hiova ho tsaratsara kokoa


Niherikerika aho
eran’iny lalana iny
falehantsika taloha
sao mba hahita anao


Moa ve adala aho
raha mahatsiaro izany
mitantanra izany
ny fiainako irery tety


Tsy omeko tsiny ianao
Fa toy izany koa ny ahy
mahatsiaro foana anao
zay lavitra tety


Ataoko angamba fa tsy hiova
ny teniko taminao
mankatia anao
mankatia anao


Tsy mba nampiova ny ato ampoko
ny tsy nahitako anao elabe
tsy mba nahatapaka ny fahatsiarovako anao
ny halaviran’ny toeran’izay misy anao


Ataoko fa hiova tsara kokoa
ny fiainantsika roa
hiova ka ho mpifantatia kokoa


hiova sady tsy hifankafoy
hiova ka ho mpifankatia kokoa
hiova sady tsy hifankafoy


Niherikerika aho
eran’iny lalana iny
falehantsika taloha
sao mba hahita anao


Moa ve adala aho
raha mahatsiaro izany
mitantanra izany
ny fiainako irery tety


Tsy omeko tsiny ianao
Fa toy izany koa ny ahy
mahatsiaro foana anao
zay lavitra tety


Ataoko angamba fa tsy hiova
ny teniko taminao
mankatia anao
mankatia anao


Tsy mba nampiova ny ato ampoko
ny tsy nahitako anao elabe
tsy mba nahatapaka ny fahatsiarovako anao
ny halaviran’ny toeran’izay misy anao


Ataoko fa hiova tsara kokoa
ny fiainantsika roa
hiova ka ho mpifantatia kokoa


hiova sady tsy hifankafoy
hiova ka ho mpifankatia kokoa
hiova sady tsy hifankafoy


Niherikerika aho
eran’iny lalana iny
falehantsika taloha
sao mba hahita anao


Moa ve adala aho
raha mahatsiaro izany
mitantanra izany
ny fiainako irery tety


Tsy omeko tsiny ianao
Fa toy izany koa ny ahy
mahatsiaro foana anao
zay lavitra tety


Ataoko angamba fa tsy hiova
ny teniko taminao
mankatia anao
mankatia anao


Tsy mba nampiova ny ato ampoko
ny tsy nahitako anao elabe
tsy mba nahatapaka ny fahatsiarovako anao
ny halaviran’ny toeran’izay misy anao


Ataoko fa hiova tsara kokoa
ny fiainantsika roa
hiova ka ho mpifantatia kokoa
hiova sady tsy hifankafoy
hiova ka ho mpifankatia kokoa


A/C : Randriambelomanana Evariste
1978
hiova sady tsy hifankafoy


·