angamba akia

Johasina

angamba akia

Tia mozika izy tena tiany, toy ny zaza indray hono izy vao mihira
Tia Mahaleo izy tena tiany, mampatsiaro ny tao an-dakilasy fahiny
Tia Malok’ila izy tena tiany, mampatsiaro azy ny fianakaviany
Tia Mahajanga hono izy tena tiany, masikita harivariva no ankafiziny

Angamba akia, tia hody kely indray ndry
Lafo akia, iantohako ny sarany
Angamba akia, haiko tsianjery ny momba an-dry
Rehefa mody avy any , hitondray sakay fotsiny
hitondray sakay fotsiny x2

Tia mafilotra izy, sakafo matsiro, hotely iray ao Antananarivo
Tia mivoaka alina hono izy tena tiany, mankeny Ambohijatovo ny zoma hariva

Angamba akia, tia hody kely indray ndry
Lafo akia, iantohako ny sarany
Angamba akia, haiko tsianjery ny momba an-dry
Rehefa mody avy any , hitondray sakay fotsiny
hitondray sakay fotsiny x2

Na dia ela ela ela ny mankany
Tsy maintsy ho tonga tonga tonga tonganao any
Na andro vitsivitsy ihany no mijanona any
Andana mankany, andana mijery loharano

·