Andro tokana
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Andro tokana
Ity andro tokana izay tsy manam-paharoa
Nataon’Andriamanitra
Mba ho fisantarana
Ny asa fanavotana
Ho an’ny olombelona
Ka mifalia sy miravoa
Fa tratra ity noely ity
Anio no teraka ao Jodia
Jesosy Tompo ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo fa teraka Jesoa