andro noely
None
andro noely
Indro teraka ho anao
Tao Betlehema
Ilay Mesia Imanoela
No tonga hitondra ny Famonjena
REF
Fifaliana ho anay e
Haravoana ho anao
Ny mankalaza anio izao
Ity andro hafakely andro Noely
Tena atao amin’ ny fo
Ho an’ ilay Ray Tsitoha e
Ny mankalaza anio izao
Ty andro hafakely andro Noely
Ho anao manoloana
Dia ity no fotoana
Hanolorana ny tena
Ilay androm-pamonjena
REF
Tena faly sy ravoravo zahay e
Mihira mankalaza ny Ray e
Tena faly sy ravoravo zahay e
Mihira mankalaza ny Ray e