Andro Malaza

Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)

Andro Malaza



  1. Andro malaza
    tena maminay, zao andro izao
    Zava-niseho tao Betlehema izay ani Jodia
    Tsy nisy toerana re ny tranom-bahiny zareo
    Ka tranonomby tsy dia manao ahoana izay no nandray ny Mesia


ref:(Teraka anio) Ny Mesia (ny Mesia)
Jesoa Kristy lay Mpanafaka
Teny mahafaly lazain’ny anjely (hoe)
Mpamonjy no teraka anio ho anareo




  1. Ireo mpiandry ondry tao an-tsaha niambina
    No nisehoan ny anjely tonga teo anilany
    Ny voninahiny dia namirapiratra
    Ka raiki-tahotra izy Ireo niandry izay vaovao hambarany




  2. Ireo Magy telo avw any lavitra
    Nanaraka ilay kintana avy a-tsinanana
    Nitady ilay Mpanjaka Mpanjaka vao teraka
    Nanatitra zava-manitra, volamena ary ny miora




Tonony Rivoniaina
Feony Rivoniaina
Krismasy 2019


·