Andro lany (Si)

Feon'ny fiderana

Andro lany (Si)


Maro ny andro efa lany,izay nikarohan-java-tsoa
Nefa ve nahita ianao fa mandroso ny fotoana
Ny Tompo efa miandry anao hiverina ao aminy izao
Koa aza mba mangatak’andro
Mibebaha ianao


Dieny mbola tsy mirindrina aminao ny varavarana
Dieny mbola miala nenina ny Tompo izay nitia anao
Koa mivononà mitrakà ianao
(Hitafiana)toetra soa madio sy vaovao


·