Andro farany

AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)

Andro farany


1- Andro farany izao ka mibebaha ianao
Efa mihakaiky ny ora hiavin’ny Tomponao
Aza manamafy fo, ahitsio reo teo aloha
Miverena fa ny Tompo anie ka ta handray anao


Ref: Betsaka ny olana miseho amin’izao fiainana izao
Misy koa ny fahoriana mahakivy anao
Nefa hatrakao ny loha fa Jesosy anie
Homba anao hatrany hatrany n’aiza n’aiza aleha


2- Andro farany izao ka miovĂ  ianao
Aza miandry kapoka fandrao hanenina ianao
Atolory izao ny fo, raiso Jesosy ao am-po
F’izy no afaka hanome anao ny fiadanana


Betsaka ny olana…..


·