andriamanitry ny famonjena ahy
Joseph Dylan Parkinson
andriamanitry ny famonjena ahy
ianao ilay fanaperana,ilay foko mitempo tsy azo ferana
efa nekeko ianao fa hiara-dia mandrakizay,hanefa ilay voady mandrakizay
betsaka ireo mpankahala ahy
nefa mihavoababonao ny foko sy fanahy
na ankahalaina aza aho,na ho simbain’izao sy izao
ny ahy tokana,n’iza n’iza handrava tsy azo hozongozonina aho
ref:na sarotra na mora ny dia,izaho tsy manahy fa efa ambany elatrao
vatolampy ho ahy sy batery,fiarovana ho ahy
ianao ilay andriamanitry ny famonjena ahy
enjehina aho noho ny aminao jeso
tsy tian’izao tontolo izao fa hoe masina be
fahadalana ho azy ireo,fahendrena amin’ilay ray
ka noho izany ,aleo manao ny sitraky ny ray
ref:na sarotra na mora ny dia,izaho tsy manahy fa efa ambany elatrao
vatolampy ho ahy sy batery,fiarovana ho ahy
ianao ilay andriamanitry ny famonjena ahy
ianao ilay andriamanitry ny famonjena ahy