Andriamanitry ny fahagagana
FVKFM
Andriamanitry ny fahagagana
Tsisy lehibe nohon’y Andrimanitsika
Vita izay tsy hay ato
miresaka kitana, mandidy tafiodrivotra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Tsy misy mahery nohon’ny Andramanitsika
Reo voafatotra
Afahany ho mpandresy
Izy irery ihany no mitsabo ny maratra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Andriamanitry ny fahagagana
Miasa iza no hahasakana
Andriamanitry ny fahagagana
Na ny maty aza natsangany
Andriamanitry ny fahagagana
Vehivavy momba omeny zanaka
Fahagagana ataon’ny
Anaran’i JESOSY