ANDRIAMANITRO (MY GOD)

Hari Andriantsoa

ANDRIAMANITRO (MY GOD)


Sarobidy Ianao ho ahy
Sarobidy Ianao ho ahy
Hay kay Ianao
Ianao no rehetra ilaiko
Tompoko sy Mpamonjy ahy
Ianao kay no rehetra nantenaiko


Sarobidy Ianao ho ahy
Sarobidy Ianao ho ahy
Hay kay Ianao
Ianao no rehetra ilaiko
Tompoko sy Mpamonjy ahy
Ianao kay no rehetra nantenaiko


Misaotra Jesosy nanokatra ny masoko
Nateraka indray
Olom-baovao
Tia ahy Ianao
Tia ahy Ianao


Haleloia, Haleloia (Andriamanitro), Haleloia, Haleloia
Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia


Amen


·