ANDRIAMANITRO IANAO

AMPIZIFA

ANDRIAMANITRO IANAO


Andriamanitro Ianao,
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao aho, maniry Anao ny nofoko
Mitady Anao fatratra aho


Andriamanitro Ianao,
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao aho, maniry Anao ny nofoko
Mitady Anao fatratra aho


Fa tsara noho ny aina
Ny famindramponao
Asandratro ny tànako
Ny molotro hidera Anao


Efa namonjy ahy Ianao,
Ary ao ambany aloky ny elatrao no hihobiako
Raha mbola velon’aina koa
Ny molotro hidera Anao


Ny elatrao no hihobiako raha mbola velon’aina koa
Ny molotro hidera Anao


Fa tsara noho ny aina
Ny famindramponao
Asandratro ny tànako
Ny molotro hidera Anao


Fa tsara noho ny aina
Ny famindramponao
Asandratro ny tànako
Ny molotro hidera Anao


Andriamanitro Ianao!


AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)


·