Andriamanitro ianao
STK Ambohijanaka fivoarana
Andriamanitro ianao
Hidera an’i Jehovah amin’ny foko rehetra aho
Hankalaza ny anaran’ny avo indrindra
Ny tany sy lanitra ho levona
Fa ny teniny dia hitoetra
ou ou lehibe tokoa ianao
Ref. :
Andriamanitro ianao
Andriamanitro ianao
Andriamanitro ianao
Andriamanitro ianao