Andriamanitro ô
SLK Vonona:METM betifaga
Andriamanitro ô
Andriamanitro ô(bass)
Andriamanitro ô,ny fitiavanao mahery
Ny olombelona a(bass)
Ny olombelona,mpanota saika very
Mbola maro anie(bass)
Mbola maro anie,ireo milaza fa hoe mpanomponao
Fialonana,,no mahatong’izany
Fiv:fa mikiry isan’andro(ampisaharaka)bass
Ampisaraka ity fiangonanay(kampao)bass
Kampao ireo(njinjao)bass
Njinjao ireo,,,fa tsy mendrika ho anao
Andriamanitro ôô,aza ela re midina ianao
2-ny firaisana(bass)
Ny firaisana no mba tarigetranay
Ampikambana(bass)
Ampikambana ty fiangonanay
Mba ho tonga(bass)
Mba ho tonga ho zanakao zahay
Andriamanitrô ô,aza ela re
Midina ianao
Fiv: