ANDRIAMANITRA TOKANA

RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY

ANDRIAMANITRA TOKANA


Andriamanitra tokana ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be fitiavana sy be indra-fo


Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso


ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon’ny Tompo, Mpanjakan’ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza avela hangatsiaka


Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso


A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO


·