Andriamanitra o, henoy
Chorale Sedera Ambalavato
Andriamanitra o, henoy
Andriamanitra ô henoy
Andriamanitra ô, aiza moa Ianao
Fa miantso Anao ny foko ?
Tambesaran’ota any aho
Ka misento mahatsiaro resy
Satria izay nataoko
Zay rehetra nataoko hatramin’izay
Dia mampimalo sy mandratra avokoa
Tsy hangina anefa aho
raha mbola velon’aina eto
(Andriamanitra ô) koa aza lavinao
Fa vonona aho hanao izay sitrakao
Sy hankato ny didinao ry efa nekeko
(c) Rina Rnt