Andriamanitra ihany
Tanora Masina Itaosy
Andriamanitra ihany
He! Izaho izay mpanota sy mpania
Noraisinao ho zanakao satria
Nojinerinao Jesosy tamin’ny indrafonao
Satria tsy foinao
Nofikirinao tsy ho very tamin’ny sandrinao
Satria malalanao
Fiverenana :
Andriamanitra ihany no itokio hatrany
Fa Izy Ilay tsy mba manary anao (Kristy)
Jesosy oh! Omeo hery
Tarihonao tsy ho very
Ty zanakao hifikitra Aminao
Aza avelanao ho reraka izahay
N’inona ady hatrehanay ety
Hampianaro hahatoky sy handray ny Teninao
Amin’ny fiainanay
Ho Fanilo Mpanazava hitari-dàlana
Hanaraka Anao
Fiverenana : Andriamanitra ihany no itokio hatrany … (×2)