Andriamanitra anie
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Andriamanitra anie
Adriamanitra anie tsy manary anao
Fa ianao no minia manadino
Manadino azy
Manadino re
Tsy efa ampy ve izay vitao
Tsy efa ampy ve ny hisainanao
mibebaha ianao
mivavaha koa e
Andriamanitra o, ampy ahy izay
Tsy haharitra ela izao fiainana izao
Fa miherina, sady koa mandalo
Ndeha re, ndeha mba hifankatia
Fa miandry anao, ny Tompo tia
Fa ny maty aza maniry ho maro
Velona indray ve no tsy hifangaro
Andriamanitra รด
Ty mpanomponao izao e, olom-baovao