Andriamanitra ôh

TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka

Andriamanitra ôh


Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Matoa aho toy izao, dia noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako


Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay


Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Midera Anao zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao sy hanompo Anao


Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay


·