Andeha ho any Betlehema

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Andeha ho any Betlehema


Andeha Ho Any Betlehema
Andeha Mba Hizaha
Fa Mahagaga Loatra Re
‘Zao Zazakely Izao
Mazava Be Ny Lanitra
Ka Mampangovitra
Andeha Andeha
Andeha Isika
Ho Any Betlehema


Andeha Ho Any Betlehema,
Andeha Mba Hizaha
Fa Mahagaga Loatra Re
‘Zao Zazakely Izao
Mazava Be Ny Lanitra
Ka Mampangovitra
Andeha Andeha
Andeha Isika
Ho Any Betlehema


Milaza Fiadanana,
Ireo Anjely Ireo,
Ka Feno Fifaliana
Mibitaka Ny Fo,
Harena Be Tsy Tapitra,
Avy Ao An-Danitra Ao,
Andeha Andeha
Andeha Isika,
Ho Any Betlehema


Milaza Fiadanana,
Ireo Anjely Ireo,
Ka Feno Fifaliana
Mibitaka Ny Fo,
Harena Be Tsy Tapitra,
Avy Ao An-Danitra Ao,
Andeha Andeha
Andeha Isika,
Ho Any Betlehema


Injao Ny Hiran-Danitra,
Manakoako Fatratra Ary,
Midera An’ilay Mpahary,
Izay Mahay Mandavorary
Ny Fiainanao


Derao,
Derao Fa Mendrika,
Derao
Ilay Mpanome Ny Zanaka
Midera
An’ilay Mpahary,
Izay Mahay
Mandavorary Ny Fiainao


O Ry Mponin’ny
Tontolo Vonona,
Hiatrika Ny Fitiavan’i Jeso,
Mifalia Sy Mihobia,
F’efa Tonga Ilay Mesia,
Vonona Hiaro
Anao Mandrakizay


O Ry Mponin’ny
Tontolo Vonona,
Hiatrika Ny Fitiavan’i Jeso,
Mifalia Sy Mihobia,
F’efa Tonga Ilay Mesia,
Vonona Hiaro
Anao Mandrakizay


Interlude


Andeha Ho Any Betlehema,
Andeha Mba Hizaha,
Fa Mahagaga Loatra Re,
‘Zao Zazakely Izao,
Mazava Be Ny Lanitra,
Ka Mampangovitra,
Andeha Andeha
Andeha Isika,
Ho Any Betlehema


Andeha Andeha
Andeha Isika,
Ho Any Betlehema


Andeha Andeha
Andeha Isika A A A A,
Ho Any Betlehema


·