Andeha hizara fiainana
azofi fjkm ambohipo
Andeha hizara fiainana
Ô ry namako andeha hizara fiainana
Fa ny tena fiainana, fanazavana ny olona
Iza indray ary no hany azo itarainana
Fa tsy, fa tsy isika izay fanjakam-pisorona
Andeha ary hitory ny teny fikasana
Milaza fiainana ao amin’i Jesoa irery ihany
K’aza tia tena na koa mihananahana
Ff’izany anie no antom-pisianao eto antany
Efa nahazo maimaim-poana ianareo
Ka mizara toy izany amin’ny hafa koa
Maro no miantsoantso hoe avia jereo
Izarao fiainana e, fa mafy ny manjo