Andeha hitory
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Andeha hitory
Jesosy no efa nialoha anay
Izy no ampinganay
Fiarovana, ho anao Izy
Na sarotra ny lalan-kaleha
Hizara izahay, ny sitrakao ry Ray
Ka mba tafio finoana sy fandresena izahay
Handeha izahay
Handeha hitory teny an-kira
Hitety trano sy vazan-tany
Maro ireo mila mandre
Ny filazantsaran’i Jesosy
Ka maro no hovonjena
Ny fahefana efa ato anatinay
Ny fandresena efa nomena anay
Ny teny ho entinay mitory
Dia efa napetraka eo am-bavanay