ANDEHA HILASY
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
ANDEHA HILASY
Handeha hilasy an-tsaha zareo
hihirahira sy hiray feo
hiara dia hifankatia miaraka mandihy
mpanazava mamboly fitia
Lalao hiraisana no ao
Fanabeazana no atao
Sampana mavo,maitso, mena samy hanao fanekena
Mpanazava mitory fahendrena