Andao ifankatia

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Andao ifankatia


PRELUDE
Andeha Isika Hiantafika,
Hiara-Hitory
Ny Filazantsara,
Hiara-Hihira,
Hanandratr’avo,
Hiara-Hiventy
Hira Fiderana


Aza Variana,
Mihaino Melodie,
Fa Mba Henoy Ny
To/Ouou/Nonkira,
Fa Misy Hafatra
Tiana Hampitaina,
Hiantefa Ao Am-Po,
Fanahy Sy Ny Saina


Fa Jeso No Torinay,
Sy Jehovah Ray Mpiahy,
Sy Fanahy Masina,
Ilay Telo Izay Iray


Ka Ny Hiram- Pihobiana,
Sy Ny Hiram- Pifaliana,
Asandrato Amin’ny Avo,
Ho Fisaorana


Interlude:
Ny Alahelo,
Sy Ny Sentosento,
Dia Adinoy Fa
Ma/A/Ampaory,
Ka Ny Adiady,
Dia Lefero,
Ary Soloy Fifankatiavana


Didy Vaovao No,
Nomen’i Jeso,
Dia Ny Mba
Hifankatiavantsika,
Tahaka Ny
Nitiavany Antsika,
No Aoka Mba
Hifankatiavantsika


Ajanony Ny Adiady,
Sy Fifampiandaniana,
Fa Andao Hiray Saina,
Hiara-Hientana


Fa Jeso No Torinay,
Sy Jehovah Ray Mpiahy,
Sy Fanahy Masina,
Ilay Telo Izay Iray


Interlude
Didy Vaovao No,
Nomen’i Jeso,
Dia Ny Mba
Hifankatiavantsika,
Tahaka Ny
Nitiavany Antsika,
No Aoka Mba
Hifankatiavantsika


·