Andao hidera

Antsafi

Andao hidera


1- Ô ! Ry firenena,miderà an’i Jehovah
Ny feony ekena, f’Izy no ‘lay Tsitoha
Be fitiavana Izy sy mijery ny manjo

Tsy manavaka IZY, sady be famindram-po


REF: Andao hidera, F’izao no lera
Zao anio zao , ‘lay Tomponao
Derao, derao! Ary ankalazao


2- Ô! Ry firenena, Jesoa no fiderana
Tompon’ny rehetra, f’Izy no ‘lay Mpanjaka
Tia sy miantra , mihaino ka mandray

Ary ko mampita, feo any amin’ny Ray


REF 2x
Derao, derao! Ary ankalazao 3x


·