Andao hi-dance

Tsiliva

Andao hi-dance


ANDAO HI-DANCE


« ‘Ndao ‘zalahy misikina
Fa antsika hi- dance e ! hi-dance kilalaka e ! (ooo !!)


Senkidabo misikina fa tsika H-D e ! x2
Sombondragna mihaviana fa tsika hitsinjaka e ! x2
(Tsika hitsinjaka e !)² (hanao kilalaka e !)²
(Tsika iaby e !)² (hanao kilalaka e !)²


FIV : in-2
‘Ndao mitsangana antsika iaby e ! e !
Hamovokovoka, hanintsa-parasy e ! e !
Na ny nahoda na ny kara e ! e !
Ario malaky tai-paaraky e ! e ! ia !
(Tsy hipitipitika e !)


Izaho ‘zao ! te hanao baly
Te hanao baly, ka falifaly
Antsotsoy toaky, atsotsoy ny kaly
K’asia komondro, fa tsy koe_ny adyi !
… Aforeto le maika e !


(Andao hidansy)² (na chérie na katy)² x2
(Mitsangana antsika iaby e !)²
(Mitsangana andao hidansy e !)²
(Anio marary e !)x4 (tsika tsy manan-droa)²
(Amin’andoha)x3 Aforeto ! ao ‘zay


Senkidabo misikina fa tsika H-D e ! x2
Sombondragna mihaviana fa tsika hitsinjaka e ! x2
(Tsika hitsinjaka e !)² (hanao kilalaka e !)²
(Tsika iaby e !)² (hanao kilalaka e !)²


FIV :
‘Ndao mitsangana antsika iaby e !
Andro ray toa zato koa ny androany e !
Na ny nahoda na ny karà e ! e !e !
Atomboy androany ny kara e !e !e !
(Feon-kira + Fiv)


Izaho ‘zao ! te hanao baly
Te hanao baly, ka falifaly
Antsotsoy toaky, atsotsoy ny kaly
K’asia komondro, fa tsy koe_ny adyi !
… Aforeto le maika e !


ZALAHY E ! k’asia koropaka e !
Fetintsika rotaka e ! ooOOoo (sûre e !)


(Asio kelikely) asio kelikely angah a !
(Omeo kelikely) omeo kelikely angah a !
(Asio kelikely) asio kelikely angah a !
(Omeo kelikely) omeo kelikely angah a !


Omeo !! kely angah a !
Asio !! kely angah a !
Omeo !! kely angah a !
Asio !! kely angah a !
? FRAPOLI Tsitsï Ryan :-)


·