Andao hanandram-peo

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Andao hanandram-peo


1-Andao Isika Hampiara-Peo
Hanao Ny Hira Fiderana
Hiaraka Hanandra-Peo
Ka Hiventy Ny Hosana


Ny Hira Izay Ventesintsika
Dia Mampiorina Finoana
Manome Fanantenana
Satria Mitory,
Ilay Fitiavana


Andao Isika Hampiara-Peo
Hanao Ny Hira Fiderana
Hiaraka Hanandra-Peo
Ka Hiventy Ny Hosana


Ny Hira Izay Ventesintsika
Dia Mampiorina Finoana
Manome Fanantenana
Satria Mitory,
Ilay Fitiavana


Ny Voninahitra
Asandratra
Ho An’andriamanitra
Ny Fiadanana,
Fahasoavany
Ho Amin’ny Olombelona


Andao Isika
Hifampitatana,
Ho Mpirahalahy
Hiray Fo,
Sy Saina Koa,
Hidera Ny Tsitoha,
Amin’ny Fo Feno
Fitiavana
No Anandratana
Ny Voninahitra
Ho An’andriamanitra


2- Mifankatiava Hoy Jeso,
Miraisa Saina Sy Fo,
Satria Izany No
Ahafantarana,
Fa Ianareo Dia Mpianatro


Andao Isika Hifampitatana
Ho Mpirahalahy
Hiray Fo,
Sy Saina Koa,
Hidera Ny Tsitoha


Hiray Hina Sy
Hifanome Tanana,
Hitory Ny Filantsara
Hijoro Ho Vavolombelon’i
Kristy Manerana Ny Tany


Andao Isika
Hifampitatana,
Ho Mpirahalahy
Hiray Fo,
Sy Saina Koa,
Hidera Ny Tsitoha,
Amin’ny Fo Feno
Fitiavana
No Anandratana
Ny Voninahitra
Ho An’andriamanitra


Ny Voninahitra
Ho An’andriamanitra


Ny Voninahitra
Ho An’andriamanitra


·