Andao Fa Lalana

D-Lain

Andao Fa Lalana



  1. Tato ho ato ianao karaha niova
    Tsy tamana an-trano sasy
    Mana tarehin’olo misaona
    Misy ino Ravady


Teny mamy ve ro tsy ampy
Sa entsahiko tambitamby eh
Volanao jimy ny raha tsy mety nataoko


Ouh ouh ouh ouh ouh
Hoy aho ene
Hoy aho aba
Ouh ouh ouh ouh ouh
Fitiava zao kay fa rava


Re : Tsofiko rano anao handeha
Hahita ny mamy sy ny tsara
Zaho koa tsy hitana
Andao fa lalana (x2)



  1. Zanatsika mangenahena (mangenahena)
    Finafonafokao manimba tokantrano oh
    Zaho tsy hanaka laha iha handeha
    Tapenanay izay banga rehetra misy anao oh


Ouh ouh…


Bridge : Eh mampamangy eh
Mahità ny soa sy ny tsara eh (x3)


Ref : …


Handeha anao zaho tsy hitana


·