Andao
Reko - Fy & His Band
Andao
Oentiko ianao, hijery zavabaovao
Mbola tsy hitan’ny masonao
Tsy ren’ny sofinao
Hummm mmmm Hummm mmm
Tany ahy ianao,
ary ny entanao … dia ndao
Ndao hanarak’Ahy
Rany ahy ianao
ary ny entanao … dia ndao
Ndao hanarak’Ahy
Ho sokafoko ny masonao, havaoziko ny fisainana
Ka ny ety an-tany, ho toy ny an-danitra ihany
Ho sitraniko ireo ferinao, Ianaoa manontolo vaovao
Ka ny ety an-tany, ho toy ny andanitra ihany
Di ho iraiko anaoa, Di ho iraiko anaoa,
Ny hiran’ny hira rehetra … ooo
x3
O oo o oo
Andao hanarak’Ahy x2
Oentiko ianao hijery zavabaovao
Andao hanarak’Ahy x3
O oo aaaa
Andao hanarak’Ahy ….