ANDAO
None
ANDAO
Sao adinonao fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n’aiza n’aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.