Anatra

Astre

Anatra


Mba fantatrao fa ireo aliko hatrizao
Feno alahelo anao
Nefa tsy mba nosaininao


Ekeko aloha fa ireo hany vitanao
Ireo tsara izay natao
Tsy afaka ao an-dohako ao


Ref:
Anatra ho ahy ireny
Zakaiko fa lahatra e
Tsy hitodika ireo lasa rehetra
Fa ny ho avy no banjiniko…


·