Anao Aho

The Voices Of God (VOG)

Anao Aho


Vao mifoha aho dia Ianao
Latsa-paka am-poko ao
Torotoro ny fanahy
fa hiresaka aminao r’Ilay


‘Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
ravoravo mihitsy aho
satria ianao mitoetra a-poko ao


Tiako Ianao,
hainao (avokoa) ny momba ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa


‘Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
(I love You)
ravoravo mihitsy aho
(Yeeeeh!!)
satria ianao mitoetra a-poko ao
(am-poko ao)
ka tena Tiako Ianao,
hainao (avokoa) ny momba ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa


Tiako, tiako, tiako, tiako, tiako Ianao


·