Anandratra Anao

Ziona Famonjena

Anandratra Anao


1
Tompo ô te-hiditra eo an-kianja Fiderana aho
Mba hianakohoka eo anatrehanao indray
Hentiko avoko izay rehetra momba hay manontolo
Fa fifaliana lehibe ny anatrehanao


Pre-chorus:
Hantramin’izay, dia nidera foana izahay
Anio indray, ary hitohy mandarakizay


Chorus:
Anandratra Ananao aho, ry Tompo avo indrindra
Izao hirako izao fanati-piderako anao
Izay vitanao rehetra dia efa ampy hampietsika ny foko
Ka ahatonga ahy andeha hideranao


2
Tompo ô na aiza na aiza aleha sy toerana misy ahy (sy toerana misy ahy)
Ka tiako ny hidera foana, mba hisandratanao
Na ory na faly aho, dia hilaza ny hatsaranao
Ka hampietsika anao amin’ny fiandrihananao


Pre-chorus:
Hantramin’izay, dia nidera foana izahay
Anio indray, ary hitohy mandarakizay


Chorus:
Anandratra Ananao aho, ry Tompo avo indrindra
Izao hirako izao fanati-piderako anao
Izay vitanao rehetra dia efa ampy hampietsika ny foko
Ka ahatonga ahy andeha hideranao


·