An-tongotrao

Feon'ny Faminaniana

An-tongotrao


An-tongotrao Jeso tia
No hipetrahako izao,
(Tahaka an’i Maria
Mihaino izao ny feonao.) x 2


Raha ny andro ho lany
Ny hiriko zavatra iray
(Andeha hiakatra any
Hitoetra akaikin’ny Ray.) x 2


Izao Tompo no faniriako
Ho tena iray aminao,
(Ka hampandroso ny diako
Tohano ny herinao.) x 2


·