Ampy zay

Tsy kivy

Ampy zay


Gaga koa ny tenako naheno anao niteny tamnahy


Miresaka aminao zaho isanandro Mila ho lany fanahy(eh eh eeeeh )


Zaho miezaka ny manazava ianao tsy Mino an’i manafo
nanjary lasa donakafo

Lasa nisy ny olana


Isanandro ianao mitatara amiko zavatra hita hoe impossible e


“À chaque fois” ianao milaza zaho ity no nataonao cible e


Le zavatra naorina elabe vety² dia simbany


Zaho le tompony ndray no lasa mindrana e , Complice nazy sy ny sipany e e e eh


Mafy, tena mafy ,fa ny tena moa fa zatra mihafy,
Ratsy ny toetranao satria teo nilamina fa ianao no nigafy


Nefa raha zany aloha tsy ataoko mahakivy
Ilay mamy teo lasa nangidy , ilay fitiavana lasa voavidy


Kay ianao ity mbola tsy zatra krizy, tojo ny tampoka nisidina e


Ny Zaza ndray no mizaka ny tsy fidiny e(eh eeeeh)


Zah na manahelo ngiah,
Fa tsy nasianao sira ka ,
Aleoko Zaho miala fa,
Raha ataonao mampidelira,
Na mampanahelo ngiah
Sanatria zaho tsy hiala nenina ,
Marina ny tenin’i Mama


Eeeeh,
Ampy ,tena ampy, izay fijaliako izay, (yyyh)
Efa ela koa zaho niaritra nijaly, ny antsika fa tsy ho mandramaty, veloma hatreo mandrakizay,


Sady Zaho koa efa Léo ny misotasota
Zazavavy Tia milokaloka,
Isanandro ianao manompaopa
Lasa mampiditra otaota a a ah


·