Ampy ho anay

Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)

Ampy ho anay


1)ampy ho anay ny fahasoavanao
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay


REF:ka hira sy fiderana no hasandratray ho anao Jeso
fa feno ny fifaliana ny fonay indro midera Anao
henoy ny hira sy hobinay
feno fisaorana



  1. ny tenanay voadionao
    tamin’ny rànao soa
    ilay satana efa resinao
    afaka izahay


3)ny fiainanay zay nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena ny lanitra
ilay paradisa soa


·