AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAKO

SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY

AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAKO


Faly ravo izany foko ka midera anao Ray ô
Noho ny fitantananao izany fiainako hatramizao
Saotra dera aman-daza no atolotro kadia
Izao no teny teny mamy teny avy ao am-po


Asamarobe tokoa no nampanaovinao Tompo ô
Tsy nandeha irery aho fa nomban’ny
herinaoJesosy
Nadia maro aza koa ny sedra nolalovan’i
Zao no teny teny mamy teny avy ao am-po


Ny finoana izay miorina ato anatiko dia
Tehirizo fanahy ô mba hiaritra mandrakizay
Ny fiainako ho avyeo ampelantanano dia
Izao no teny teny mamy teny ay ao am-po


NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA NO
NAHA TOY IZAO AHY
KA TSY HO FOANA ATO ANATIKO NY FITIAVANY


·