Ampy ho ahy i Kristy
Riampeon' Ny Maritiora
Ampy ho ahy i Kristy
Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!
Ampy ho ahy i Kristy
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy,
Dia efa voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny zavatra taloha, tonga vaovao ireo.
Miovaova izao rehetra izao, ampy ho ahy Kristy.
Mandalo sedra mafy tsy hay, atao ampy ho ahy Kristy.
Miovaova izao rehetra izao, ampy ho ahy Kristy.
Mandalo sedra mafy tsy hay atao, ampy ho ahy Kristy.
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy,
Dia efa voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny zavatra taloha, tonga vaovao ireo.
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy,
Dia efa voahosotra olom-baovao izy.
Lasa ny zavatra taloha, tonga vaovao ireo.
Na ho haingana na koa haharitra, ampy ho ahy Kristy.
Ny hiainako ety an’efitra, ampy ho ahy Kristy.