Ampio izahay

Vetson-kira

Ampio izahay


Ampio izahay, ampio izahay
Fa mafy ny fiainana ety
Jereo izahay, jereo izahay
Fa be ireo mizaka ny mafy


Jereo fa mitombo isanandro ny adidy
Mitombo tsy laitra hozakaina
Ny tsindry hazolena hodiantsy jerena
Toroy lalana zahay ray oh


Arovy izahay, arovy izahay
Fa be ireo tia manjakazaka
Tsinjovy izahay, tsinjovy izahay
Ireo ory ampio mba hitraka


Jereo fa mitombo isanandro izay tsy izy
Mitombo ny saina filana
Ireo ratsy fongory hanefa ny adidy
Toroy lalana izahay ray oh x2


·