Ampianaro
Fara Andriamamonjy
Ampianaro
Ampianaro aho, mpamonjy o
Hanao ny sitraponao
Fa Ianao no Tompoko
Omeo fo manaiky ny fitondranao
Sy hotarihin’ny Fanahinao.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Omeo hetaheta sy fitiavana aho
Hanatontosako izay tianao
Hisaotra amin’ny zavatra rehetra
F’ao no misy fiadanana.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro