Ampelantananao

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Ampelantananao



  1. Ny fiainako tompo ô, toa zava-poana
    Toa tsinotsinona akory, raha tsy eo ianao
    Tsisy hoantenaiko intsony, fa ianao
    No ianteherako sy itokisako


Ref :


Ampelatananao Tompo ô, no ametrahako
Ampelatananao Tompo ô, no anankinako
(ou ou ou…an an an)
Ny hoaviko rehetra, tsisy miafina aminao
Ny fiainako, ampelatananao


·