AMPAHEREZONAO NY FOKO

Daniel RANOASON

AMPAHEREZONAO NY FOKO


Dô dia D


1-Ny foko trotraka
Noho ny adiko
Mitady Anao Jeso!
Ampaherezonao
Fa mila ho kivy ‘zany fo,
Ampaherezonao!
Ny foko e,
Ttohano re Jeso!
(Ampaherezonao)


Isan’andininy:


Na mafy aza ny ady ety…!
Ampaherezonao, ny foko (mba)
Mba ho mpandresy!
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy tahaka Anao!


2-Ny foko valaka
Mtady tanjona
Eo Aminao, Jeso!
Ampaherezonao
Sao tsy mba ho tody ao
Am-pitsaharanao, Jeso!
Ny foko e!
Tohano re, Jeso !
(Ampaherezonao Jeso)


Dany Ranoa 1980


·